Teny iditra Marojejy
Singan-teny maro ; jejy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay (Marojezy) massif situé à 25km. au nord d'Andapa formant un quadrilatère de montagne qui mesurerait 40 km. du nord-est au sud-ouest sur 25 km. du nord-ouest au sud-est. Il est environné de vallées et de cuvettes fertiles: l'Akaibe, la Lokoho, l'Andrakata et la Matsobe. Son relief est assez varié, avec des vallonnements et de fortes déclivités... [1.11]
Ohatra Saingy, toy izay hitony, vao mainka koa nihombo ny aretina ary nifindra tany amin' ny valan-javaboaharim-pirenena manodidina azy : Marojejy ao avaratra, Makira sy Betampona ao atsimo. [4.27]
Voambolana 
Habaka Marojejy (http://www.marojejy.com/)
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30