Teny iditra | marik > marika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A sign or mark A plan or drawing Arithmetic [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Signe ou marque [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: marque. | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny marika io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kamary, kamira, karima, marika, mikara |