Teny iditra marevaka (revaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fano haingo ka manaitra ny maso; tsara, maredona, ka manaitra ny sofina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Showy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui frappe la vue, élégant [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31