Teny iditra | mararin-teny | |
Singan-teny | marary ; teny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mararin-teny io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |