Teny iditra | maranantsody | |||
Singan-teny | marana ; antsody | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hatsatra; enti-malaza marary mbola malezo sy hatsatra [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Qui est pâle par suite de souffrances ou de maladie [1.3] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07 |