Teny iditra |
manozongozona
(hozongozona (hozona))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To shake to agitate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Secouer, agiter [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manozongozona |
Ny lasa : |
nanozongozona |
Ny hoavy : |
hanozongozona |
Filaza mandidy : |
manozongozòna |
|
|
Teny iditra |
manozongozòna
(hozongozona (hozona))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozongozona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|