Teny iditra |
manota
(ota)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To transgress, to deviate from the line to sin [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Violer, transgresser, pécher [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manota |
Ny lasa : |
nanota |
Ny hoavy : |
hanota |
Filaza mandidy : |
manotà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mañota
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Manao ankery, mandrivatsy [1.78]
|
|
Teny iditra |
manotà
(ota)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manota
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|