Teny iditra manoso-dratsy
Singan-teny manosotra ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To speak evil of someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Calomnier, médire [1.8]
Tovy hevitra manoso-potaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25