Teny iditra |
manorita > manoritra
(soritra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy [1.1]
|
| Manao tsipika Milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | To divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. [1.2]
|
| To mark off; to divid by marks [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Marquer; séparer par des lignes [1.8]
|
| Tracer Décrire [1.13]
|
Ohatra |
1 | Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny.
[2.366]
|
2 | ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana.
[4.27]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manoritra |
Ny lasa : |
nanoritra |
Ny hoavy : |
hanoritra |
Filaza mandidy : |
manorita |
|
Kamban-teny |
|
|