Teny iditra | manongom-barotra | |
Singan-teny | manongona ; varotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahita olon-kafa mitady hividy ilay zavatra efa nokasaina hovidina ka manondrotra indray ny vidiny efa nomena [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |