Teny iditra | manondraka (tondraka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana isan-kariva izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To water, to moisten [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arroser, humecter [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | manandroka, mandranoka, mandronaka, manondraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |