Teny iditra manompo (tompo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manompo
Ny lasa : nanompo
Ny hoavy : hanompo
Filaza mandidy : manompoa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra manompo (tompo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mararin'ny nendra [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11