Teny iditra manolikoly (kolikoly (koly))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cajole; to care for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cajoler, entraîner par des promesses [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manolikoly
Ny lasa : nanolikoly
Ny hoavy : hanolikoly
Filaza mandidy : manolikole
Tovy hevitra manakolikoly

Teny iditra manolikoly (kolikoly (koly))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To bribe [1.7]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manolikoly
Ny lasa : nanolikoly
Ny hoavy : hanolikoly
Filaza mandidy : manolikole
Tovy hevitra manakolikoly

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11