Teny iditra | manoha-dia | |
Singan-teny | manohatra ; dia | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandrefy amin' ny dian-tongotra Mitady hitovy na hifaninana amin' ny ambony, mitady hitovy amin' ny..., maninana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |