Teny iditra mankerỳ (erỳ)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha ho erỳ: Nilanja angady nankerỳ an-tanimbary Rabozaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go there, (quite far, in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aller là-bas, par là-bas, se rendre là-bas [1.3]
 Aller là-bas, (loin, visible) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankerỳ
Ny lasa : nankerỳ
Ny hoavy : hankerỳ

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20