Teny iditra | mankeroa (eroa) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha, manatona eroa: Variana aho mijery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To go there (far away, in sight) [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aller là-bas, (loin, visible) [1.8] | ||||||
Ohatra | Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho.
[2.996] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mankeroa, manorake |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |