Teny iditra | mankeny (eny) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha eny: Mankeny an-tsena izahay isan' andro [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To go there (quite near, in sight) [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aller là (pas bien loin, visible) [1.8] | ||||||
Ohatra | Teny Anosibe, amin' ny lalana mankeny Fenoarivo, no nahitana trano lehibe iray mitafo tanimanga, biriky madio ivelany.
[2.470] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |