Teny iditra | mankao (ao) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha ho ao [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Imp and rel not used. To go there. [1.2] | ||||||
To go there (place not in sight) [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aller ici (pas loin, pas visible) [1.8] | ||||||
Ohatra | Rehefa maraina ny andro, dia namoha varavarana mankao amin'izy mianaka Ramatoa Ramavo
[2.324] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mankao io | ||||||
Fivaditsoratra | ankoma, komana, manako, mankao, manoka, mokàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |