Teny iditra mankamasina (masina (hasina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina
Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankamasina
Ny lasa : nankamasina
Ny hoavy : hankamasina
Tovy hevitra mahamasina ~ manamasina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20