Teny iditra manjakazaka (zakazaka (zaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To lord it over others, to be bossy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dominer par son autorité [1.8]
Ohatra Izany fahapotehan' ny rafitra demokratika izany dia nohamafisin' ny toeran' ny antoko eo amin' ny fitondrana izay tena manjakazaka. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjakazaka
Ny lasa : nanjakazaka
Ny hoavy : hanjakazaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15