Teny iditra Manjakatsiroa (zaka, tsy, roa)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un fétiche royal auquel on accordait le pouvoir d'affermir l'autorité du roi et qu'on logeait dans une case réservée au dedans même de l'enceinte d'Anatirova, jusqu'à la date du 29 janvier 1869 où Sa Majesté Ranavalona II, passant publiquement au christianisme, le répudia à Imananona. C'est à cet endroit qu'il fut brûlé le 9 septembre de la même année sur les ordres de la reine. [1.11]
Ohatra 
1Indreto àry, ny Andriana, ry Kelimalaza mivady sy i Manjakatsiroa [2.528]
2Ary nony efa nandihy ny vahoaka, dia manasina any Manjakatsiroa ny vahoaka. [2.48]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31