Teny iditra maniva (iva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Mietry, manetritena [1.78]
  [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maniva
Ny lasa : naniva
Ny hoavy : haniva
Tovy hevitra miva

Teny iditra mañiva
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mandatsa [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20