Teny iditra manisa (sisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mamela sisa [1.78]
 Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko!
Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manisa
Ny lasa : nanisa
Ny hoavy : hanisa
Ohabolana 

Teny iditra manisa (isa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To count [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [1.3]
 Compter [1.8]
 Compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13]
Ohatra Manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [2.471]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manisa
Ny lasa : nanisa
Ny hoavy : hanisa
Filaza mandidy : manisà
Kamban-teny 

Teny iditra manisà (isa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26