Teny iditra manirano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mitarika tsiranorane hiangona amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny faritra iray, indrindra ny kibo, ny ranio, sns, ka mahatonga an' ireo hibontana be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hydropisie [1.54, 1.8]
Voambolana 

Teny iditra manirano
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Afflicted with dropsy or edema [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Hydropique [1.8]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31