Teny iditra manindry (tsindry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra
Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky
Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manindry
Ny lasa : nanindry
Ny hoavy : hanindry
Filaza mandidy : manindria

Teny iditra mañindry
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) [1.78]

Teny iditra manindry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Tandroy] (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [1.196]
Anarana siantifika Tina isaloensis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05