Teny iditra mania (sia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha amin' ny lalan-diso: Ondry mania
Miala amin' ny lalan' ny fahamarinana [1.1]
Ohatra Fatory kofehy tsirairay ny tongotr' ondry, ka afatory amy ny valahanao, ka izay mania dia sariho hiverina. [2.293]

Teny iditra mañia
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mitory amin'ny Fanjakana [1.78]
  [Tanosy] Manenjika [1.78]

Teny iditra Mania
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Renirano. 280 km. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Grande rivière de la région nord du Betsileo, affluent de la Tsiribihina. Au contraire du Mahajilo, autre affluent de ce fleuve et qui draine les eaux du versant ouest de l'Ankaratra, la Mania draine celles du sud de l'Ankaratra après avoir pris sa source dans la forêt de l'est sous le nom de Fisakana, dans la région est du canton de Miarinavaratra. Elle traverse les sous-préfectures de Fandriana et d'Ambositra, et sépare celles de Betafo et d'Ambatofinandrahana. Sur sa rive gauche, la Mania reçoit l'Ivato, l'Imorona, l'Ikoly, la Menala et la Sakeny qui dévale du massif de Makay et, sur sa rive droite, la Fitanamaria, la Sakorendrika, la Manandona qui descend de l'Iankina, l'Isakely et la Iandratsay qui passe près de Betafo. [1.11]
Ohatra Andriambelosalama teo avaratry ny Mania [2.48]
Voambolana 
Anaran-toerana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05