Teny iditra mangotsokotsoka (hotsokotsoka (hotsoka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany
Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangotsokotsoka
Ny lasa : nangotsokotsoka
Ny hoavy : hangotsokotsoka
Tovy hevitra mangotsoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20