Teny iditra mangatsakatsaka (hatsakatsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fotsy dia fotsy, fotsy aoka izany; fotsy madio mangalahala: Mangatsakatsaka tahaka ny lisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Extremely white. Used only with fotsy, white. [1.2]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05