Teny iditra | mangarana (harana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala: Rano madio mangarana [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mangarangarana | ||||||
Fivaditsoratra | manangara, mangarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |