Teny iditra mangananganana (hananganana (hanana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan' ny aviavy [1.1]
Tovy hevitra manganana

Teny iditra mangananganana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Briller, être luisant. (hanakànana). [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20