Teny iditra manevika (tevika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka (ny ravintsofina hasiana kavina): Iza no nanevika ny rahavavinao?
Mitana (amin' ny paingotra): Manevika sary amin' ny paingotra
Manindrontsindrona: Misy manevika ato amin' ny tratrako ato izany [1.1]
  [Sihanaka] manindrona [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manevika
Ny lasa : nanevika
Ny hoavy : hanevika
Filaza mandidy : maneveha
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra manevika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de aevoka : qu'on emploie en bains de vapeur, allusion aux emplois médicinaux de cette plante). Imperata cylindrica (L.) P.Beauv. (Poaceae). Plante très envahissante. On emploie ses rhizomes en bains de vapeurs contre les douleurs subites et poignantes, comme le point de côté. L'emploi repose sur un jeu de mots. manevika (de la racine tevika), voulant également dire : avoir le point de côté. [1.196]
Anarana siantifika Imperata cylindrica
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25