Teny iditra manetry tena
Singan-teny manetry ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona
Mitovy hevitra: manambany tena ~ manao tsinontsinona ny tena ~ manaratsy tena ~ manaratsy tena toa omby hantsika ~ manavazin-tena ~ manivaiva tena ~ mietry tena ~ mivazina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To humble oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'humilier, être humble [1.8]
Ohatra Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Tovy hevitra mietry tena

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15