Teny iditra manendy (endy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To fry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faire frire [1.8]
Ohatra manam-boanjo ka tsy mba manendy [2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manendy
Ny lasa : nanendy
Ny hoavy : hanendy
Filaza mandidy : manendasa, manendaza

Teny iditra Manendy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [1.1]
Ohatra 
1Ny Manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba. [2.508]
2Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny Manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [2.472]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20