Teny iditra | manely (ely) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Anaram-poko |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manely io | ||||||||
Fivaditsoratra | limena, maleny, manely, nimale |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |