Teny iditra |
mandripaka
(ripaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To destroy en masse [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Abattre, détruire ou tuer en grand nombre [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandripaka |
Ny lasa : |
nandripaka |
Ny hoavy : |
handripaka |
Filaza mandidy : |
mandripaha |
|
|