Teny iditra mandrava (rava)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927
Hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana
Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia
Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [1.8]
Ohatra 
1Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5]
2Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrava
Ny lasa : nandrava
Ny hoavy : handrava
Filaza mandidy : mandravà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mandravà (rava)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrava [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08