Teny iditra |
mandraoka
(raoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika Hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any Mipaoka, mifaoka zavatr' olona Mamabo, manosy (fananan' olona) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To gather, to collect. [1.2]
|
| To gather together in a mass; to seize [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ramasser en une masse; saisir [1.8]
|
Ohatra | Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana.
[4.27]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandraoka |
Ny lasa : |
nandraoka |
Ny hoavy : |
handraoka |
Filaza mandidy : |
mandraofa |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|