Teny iditra |
mandrafy
(rafy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mankahala, manao ho fahavalo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [1.2]
|
| To hate, to be jealous of; to rival [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Haïr, jalouser; être rival de [1.8]
|
Ohatra |
1 | fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika.
[2.366]
|
2 | ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena.
[2.366]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrafy |
Ny lasa : |
nandrafy |
Ny hoavy : |
handrafy |
Filaza mandidy : |
mandrafèsa |
|
|