Teny iditra mandondona (dondona (dona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To knock at the door; to knock or strike repeatedly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Frapper à la porte; battre à coups répétés [1.8]
Ohatra fa mandondona eo amin' ny fotoana efa niomanan' ny tompon-trano hamoha varavarana indrindra. [2.529]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandondona
Ny lasa : nandondona
Ny hoavy : handondona
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mandondona (ndondona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandroso mitatao: Mandondona eo ambonin' ny tranonay ny vatoben' Ampamarinana
Mitovy hevitra: mandomba ~ mandroso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Projecting, as a rock over a road, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Surplomber, faire saillie; proéminent, saillant [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18