Teny iditra mandimandina (mandina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif] [1.3]
Ohatra 
1Mandimandina ery ny vilany; [2.470]
2Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [2.470]
Sampanteny 
Tovy hevitra mandina
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20