Teny iditra mandeha tsy voizina
Singan-teny mandeha ; tsy ; voizina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny lakana kely izay manaraka fotsiny ny rano mivalana na tsofin' ny rivotra fa tsy ilaina hovoizina akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16