Teny iditra mandavorary (lavorary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny asany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To accomplish in a proper manner, to effect [1.2]
 To carry out, to accomplish well [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mener à bonne fin, bien accomplir [1.8]
Ohatra Dia ilay Andriamanitra mampisikina hery ahy, mandavorary ny làlako [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandavorary
Ny lasa : nandavorary
Ny hoavy : handavorary
Filaza mandidy : mandavoraria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20