Teny iditra mandamoka (lamoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Appesantir, fatiguer, dégoûter [1.3]
Ohatra Raha mandamoka ny tetik' ady, hoy izy, dia hataoko veloma Farafangana rahampitso maraina. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandamoka
Ny lasa : nandamoka
Ny hoavy : handamoka
Filaza mandidy : mandamoha

Teny iditra mandaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko
Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be defective, not to come to perfection [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandamòka
Ny lasa : nandamòka
Ny hoavy : handamòka

Teny iditra mandamoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mikapoka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09