Teny iditra mandamaka (lamaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly
Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary
Mifofotra amin' ny raharaha: Mandamaka amin' ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To level, to make even; to lie down, as cattle unable to proceed from fatness or leanness [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandamaka
Ny lasa : nandamaka
Ny hoavy : handamaka
Filaza mandidy : mandamaha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20