Teny iditra |
mandama
(lama)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandambolambo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To make slippery, to smooth, to lubricate [1.2]
|
Ohatra | Izaho tsy mba mikororoka ny efa madio, na mitsoka ny efa mirehitra, na mandama ny efa voavankona, na misisy ny hazo efa mahitsy.
[2.69]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandama |
Ny lasa : |
nandama |
Ny hoavy : |
handama |
Filaza mandidy : |
mandamà |
|
|
Teny iditra |
mandamà
(lama)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandama
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|