Teny iditra manatratra (tratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra
Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao
Mamonjy
Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatratra
Ny lasa : nanatratra
Ny hoavy : hanatratra
Filaza mandidy : manatrara
Tovy hevitra mamonjy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20