Teny iditra manatambesatra (tambesatra (vesatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampahavesatra (zavatra) amin' ny fanindriana na fiankinana maty eo amboniny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rendre un paquet plus lourd en pesant dessus, en le tirant [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatambesatra
Ny lasa : nanatambesatra
Ny hoavy : hanatambesatra
Filaza mandidy : manatambesara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20