Teny iditra |
manasaha
(asaha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
manompa
[1.78]
|
| Manompa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Imp and rel not used. To swear, to curse, to abuse. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maudire, faire des imprécations [1.3]
|
Ohatra | Midododo manatona kosa ny Foko lohateny, tonga manasaha ny mpandihy izy rehetra
[2.245]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manasaha |
Ny lasa : |
nanasaha |
Ny hoavy : |
hanasaha |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
manasaha
(sasaka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasaka
|
|