Teny iditra manary faty
Singan-teny manary ; faty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manipy faty ho verivery fotsiny fa tsy mandevina azy [1.1]

Teny iditra mañary faty
Singan-teny mañary ; faty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mandevina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07