Teny iditra manariva (hariva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa
Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao
Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To detain until evening, to work in the evening. [1.2]
 To work till evening; to put off till evening; to be near evening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule [1.8]
Ohatra Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manariva
Ny lasa : nanariva
Ny hoavy : hanariva
Filaza mandidy : manarivà
Ohabolana 

Teny iditra manarivà (ariva)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manariva [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20